FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Febroary p. 4
  • ‘Andriamanitra Naneho ny Fitiavany Antsika’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Andriamanitra Naneho ny Fitiavany Antsika’
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • “Fanomezana Tonga Lafatra” avy any Amin’​ny Ray ny Vidim-panavotana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Ny Vidim-panavotana no Fanomezana Tsara Indrindra
    Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?
  • Fanomezana avy Amin’Andriamanitra ny Vidim-panavotana
    Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?
  • Ankasitraho Foana ny Vidim-panavotana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Febroary p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ROMANINA 4-6

‘Andriamanitra Naneho ny Fitiavany Antsika’

5:8, 18, 21

Tena ilaina ny vidim-panavotana mba hanamarinana ny anaran’i Jehovah. Tena ilaina koa izy io mba hanaporofoana fa manana zo hitondra izy sady ny fitondrany no tsara indrindra. Isika indray lasa afaka mifandray akaiky amin’Andriamanitra. Ho afaka hiaina mandrakizay koa izay rehetra mankatò.

Ahoana no ampisehoantsika hoe mankasitraka ny vidim-panavotana isika?

  • Lehilahy iray atao batisa

    Manokan-tena sy atao batisa. Asehontsika amin’izany hoe mino ny vidim-panavotana isika ary te ho fananan’i Jehovah

  • Rahalahy roa mitory ny vaovao tsara

    Mitory ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra. Asehontsika amin’izany hoe manahaka an’i Jehovah isika ka tia ny karazan’olona rehetra.—Mt 22:39; Jn 3:16

Inona koa no azoko atao mba hampisehoana hoe mankasitraka ny vidim-panavotana aho?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara