FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Mey p. 2
  • “Tsy Kivy” Isika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Tsy Kivy” Isika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Omany ao anatin’ny fianakaviana ny ho avinao mandrakizay
    Ny Fomba Hahitana Fiainam-pianakaviana Sambatra
  • Manao Zavatra Miaraka ny Fianakaviana Kristiana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Andinin-teny ho An’ny Taona 2011
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2011
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Mey p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 2 KORINTIANINA 4-6

“Tsy Kivy” Isika

4:16-18

Rahalahy iray marary, misaintsaina ny fiainana ao amin’ny tontolo vaovao

Eritrereto hoe misy fianakaviana roa mipetraka ao amin’ny trano iray. Efa tranainy ilay trano sady simba be. Kivy ilay fianakaviana iray. Ilay iray anefa falifaly, satria tsy ho ela izy ireo dia hifindra ao amin’ny trano vaovao sy tsara tarehy.

“Mbola miara-mitoloko sy miara-mijaly foana ny zavaboary rehetra mandraka ankehitriny.” (Ro 8:22) Tsy kivy anefa ny mpanompon’Andriamanitra satria manana fanantenana. Marina aloha hoe manana olana isika, ary mety ho efa ela isika no niaritra an’ilay izy. “Mihelina sy maivana” anefa izy ireny, raha oharina amin’ny fiainana mandrakizay ao amin’ny tontolo vaovao. Ho falifaly isika sady hahavita hiaritra, raha mifantoka amin’ny zavatra hataon’ilay Fanjakana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara