FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Jolay p. 2
  • Esory ny Toetra Taloha ary Tafio ny Toetra Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Esory ny Toetra Taloha ary Tafio ny Toetra Vaovao
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Afaka Manala ny ‘Toetra Taloha’ Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • “Velona sy mahery ny Tenin’Andriamanitra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Tafio Foana ny “Toetra Vaovao” na dia Efa Vita Batisa aza Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Toetra Manao Ahoana no Tianao Hananana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Jolay p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | KOLOSIANINA 1-4

Esory ny Toetra Taloha ary Tafio ny Toetra Vaovao

3:5-14

Anabavy iray misaintsaina ny zavatra novakiny tao amin’ny Baiboly sy ny boky Manatòna

Niezaka be ve ianao mba hanova ny toetranao rehefa nahalala ny fahamarinana? Matokia fa tena nahafaly an’i Jehovah izany. (Ezk 33:11) Tsy mila miezaka intsony ve ianao izao? Mbola mila manao an’izany ianao raha te haneho ny toetra vaovao foana sady tsy hamela an’ireo toetra ratsy hiverina indray. Valio ireto fanontaniana ireto mba hahitanao hoe inona no mbola azonao hatsaraina:

  • Nisy olona nanafintohina ahy ve, ary mbola mitana lolompo aminy foana aho?

  • Manam-paharetana ve aho na dia rehefa maika na reraka aza?

  • Esoriko avy hatrany ve izay eritreri-dratsy tonga ato an-tsaiko?

  • Tsy azoazoko ve ny olona tsy mitovy fiaviana amiko?

  • Nilaza zavatra nampalahelo olona ve aho, vao haingana, na tsy nahafehy ny hatezerako?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara