FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Oktobra p. 3
  • “Aoka ho Masina Ianareo”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Aoka ho Masina Ianareo”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Namorona An’ireo Zavamananaina eto An-tany i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Tsy Maintsy Madio ny Mpanompon’Andriamanitra
    Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika?
  • ‘Ataovy An-tsaina Foana ny Fanatrehan’ny Andron’i Jehovah’
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • ‘Madiova ianareo’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Oktobra p. 3

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 PETERA 1-2

“Aoka ho Masina Ianareo”

1:14-16

Tsy maintsy masina na madio isika, raha tiantsika heken’i Jehovah ny fanompoantsika azy. Inona no tafiditra amin’ny hoe madio amin’ireto lafiny ireto?

  • Handeha hivory ny rahalahy tanora iray ary tezitra be aminy ny dadany tsy Vavolombelona

    Fivavahana

  • Mpivady iray ao an-trano mitady filma hojerena, tsy mety aminy daholo anefa ilay izy satria ahitana fitondran-tena ratsy, na herisetra, na herin’ny maizina

    Fitondran-tena

  • Vehivavy iray manasa vilany

    Fiainana andavanandro

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara