FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Janoary p. 3
  • Hainao ve ny Manazava ny Zavatra Inoanao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hainao ve ny Manazava ny Zavatra Inoanao?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Miresaka ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Taolana
    Mifohaza!—2013
  • Nisy ho Azy ve ny Fiainana sa Noforonina? Fizarana 3: Nisy Namorona Tokoa ve Izao Rehetra Izao?
    Manontany ny Tanora
  • Nisy ho Azy ve ny Fiainana sa Noforonina? Fizarana 4: Ahoana no Hanazavako hoe Nisy Namorona Izao Rehetra Izao?
    Manontany ny Tanora
  • Nisy ho Azy ve ny Fiainana sa Noforonina? Fizarana 1: Haiko ve ny Manaporofo fa Misy Andriamanitra?
    Manontany ny Tanora
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Janoary p. 3
Rahalahy iray mamaky andinin-teny amin’ny mpiara-miasa aminy, mandritra ny fiatoana.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hainao ve ny Manazava ny Zavatra Inoanao?

“Maninona ianao no mino fa misy ny Mpamorona?” Inona no hanampy anao hamaly an’izany fanontaniana izany? Voalohany, ianao mihitsy aloha no mila resy lahatra hoe tena misy ny Mpamorona. (Ro 12:1, 2) Faharoa, eritrereto hoe ahoana no hanazavanao ny zavatra inoanao amin’ny hafa.—Oh 15:28.

JEREO IRETO VIDEO IRETO: MANAZAVA NY FINOANY ILAY MANAM-PAHAIZANA MOMBA NY TAOLANA, MANAZAVA NY FINOANY ILAY MANAM-PAHAIZANA MOMBA NY BIBY. ASEHO AO AMIN’IZY IREO HOE NAHOANA NY HAFA NO MINO HOE MISY NY MPAMORONA. VALIO IRETO AVY EO:

  • Taolana eo amin’ny lohalika.

    Nahoana i Irène Hof Laurenceau no mino ny famoronana fa tsy ny evolisiona?

  • Yaroslav Dovhanych.

    Nahoana i Yaroslav Dovhanych no mino ny famoronana fa tsy ny evolisiona?

  • Ahoana no hanazavanao amin’ny hafa hoe nisy namorona izao rehetra izao?

  • Isika mihitsy aloha no mila resy lahatra hoe Andriamanitra no namorona ny zava-drehetra, ary mila haintsika ny manazava an’izany amin’ny hafa. Inona amin’ireo boky, lahatsoratra, na video navoakan’ny fandaminana no afaka manampy antsika amin’izany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara