FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • th lesona 3 p. 6
  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana
  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra
  • Mitovitovy Aminy
  • Fahaiza-mampiasa Fanontaniana
    Mandraisa Soa avy Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana
  • Ataovy Hitany hoe Azo Ampiharina Ilay Hevitra
    Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra
  • Mahaiza Mampiditra Andinin-teny
    Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra
  • Miezaha Hanohina ny Fo
    Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra
Hijery Hafa
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra
th lesona 3 p. 6

LESONA 3

Mahaiza Mametraka Fanontaniana

Andinin-teny

Matio 16:13-16

AHOANA IZANY? Ataovy mahaliana sy mety tsara ny fanontanianao. Azo atao koa ny mametraka fanontaniana hanampiana ny olona ho resy lahatra na hahatadidy hevi-dehibe.

INONA AVY NO TOKONY HATAONAO?

  • Ataovy mahaliana ny fanontanianao. Mametraha fanontaniana mampieritreritra na manitikitika ny saina.

  • Ampio izy ho resy lahatra hoe marina ny teninao. Mametraha fanontaniana maromaro mba hanampiana ny olona ho resy lahatra hoe marina na diso ny zavatra iray.

  • Ampio izy hahatadidy hevi-dehibe. Mametraha fanontaniana mahaliana rehefa hanazava hevi-dehibe. Mametraha indray fanontaniana avy eo mba hamintinana an’ilay hevi-dehibe, na rehefa mamarana ny anjaranao ianao.

    Torohevitra kely

    Rehefa avy mamaky andinin-teny, dia mametraha fanontaniana mba hanasongadinana ny hevi-dehibe ao.

ANDRAMO IZAO REHEFA MANOMPO

Anontanio foana ny hevitry ny olona isaky ny miresaka foto-kevitra iray ianao. Henoy tsara izy. Eritrereto tsara avy eo hoe inona indray ny fanontaniana tsara hapetraka, dia rahoviana, ary ahoana no hilazana azy mba tsy hahasadaikatra an’ilay olona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara