FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Aprily p. 4
  • Nanao Fifanekem-pihavanana i Jakoba sy Labana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nanao Fifanekem-pihavanana i Jakoba sy Labana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Labana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nankasitraka Zavatra Ara-panahy i Jakoba
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Galeda
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nankany Harana i Jakoba
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Aprily p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 31

Nanao Fifanekem-pihavanana i Jakoba sy Labana

31:44-53

Nahoana i Jakoba sy Labana no nanangana antontam-bato?

  • Izy io no vavolombelona amin’ny mpandalo hoe nanao fifanekem-pihavanana izy roa lahy

  • Nampahatsiahy azy ireo ilay izy hoe mijery azy ireo i Jehovah, ka mahita raha manaja an’ilay fifanekena izy ireo na tsia

Sary: 1. Ao amin’ny Efitrano Fanjakana: Anabavy roa mifampijery sady samy tezitra. Erỳ aoriana erỳ misy rahalahy sy anabavy mifampiresaka sady falifaly. 2. Ilay  anabavy roa teo ihany miara-misotro kafe sy mifampiresaka ary falifaly. Misy fanomezana sy Baiboly eo ambony latabatra.

Tian’i Jehovah hihavana tsara ny mpanompony amin’izao. Nahoana ireto zavatra telo ireto no hanampy antsika hihavana foana na hihavana indray?

  • Miresaka amin’ilay olona.​—Mt 5:23, 24

  • Mamela heloka tanteraka.​—Kl 3:13

  • Manam-paharetana.​—Ro 12:21

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara