FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Aprily p. 2-3
  • 6-12 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Lohatenikely
  • FANOMPOAN’I JESOSY FARANY TANY JEROSALEMA
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Aprily p. 2-3

6-12 Aprily

Talata 7 Aprily 2020: Fahatsiarovana ny Nahafatesan’i Kristy

Ny fitiavan’i Jehovah Andriamanitra sy Jesosy Kristy Zanany no niavaka indrindra hatramin’izay. (Jn 3:16; 15:13) Kristianina maro, isan-taona, no misaintsaina an’izany fitiavana izany, mandritra ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana. Miresaka momba an’izay nataon’i Jesosy tany Jerosalema talohan’ny nahafatesany ireo Filazantsara. Azonao ampiasaina ilay tabilao eo ambany, mba hampitahana an’izay voalazan’izy ireo. Misy fanazavana fanampiny ao amin’ny fizarana 6 amin’ilay boky hoe I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana. Mandrisika anao hanao inona ny fitiavana nasehon’Andriamanitra sy Kristy?—2Ko 5:14, 15; 1Jn 4:16, 19.

Jesosy miakatra any an-danitra, ary gaga ny mpianany mijery azy.

AZO ATAO AMIN’NY FOTOAM-PIVAVAHAN’NY FIANAKAVIANA

Jereo ary iaraho midinika ilay video hoe Izy Tokoa no “Nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy”—Fizarana I sy II.

FANOMPOAN’I JESOSY FARANY TANY JEROSALEMA

Fotoana

Toerana

Zava-nitranga

Matio

Marka

Lioka

Jaona

8 Nisana 33 (1-2 Aprily 2020)

Betania

Tonga enina andro talohan’ny Paska

11:55–12:1

9 Nisana (2-3 Aprily 2020)

Betania

Nanosotra menaka an’i Jesosy i Maria

26:6-13

14:3-9

12:2-11

Betania-Betifaga-Jerosalema

Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema, nitaingina ampondra

21:1-11, 14-17

11:1-11

19:29-44

12:12-19

10 Nisana (3-4 Aprily 2020)

Betania-Jerosalema

Nanozona ilay aviavy, nanadio indray ny tempoly

21:18, 19; 21:12, 13

11:12-17

19:45, 46

Jerosalema

Nitady hamono azy ny lehiben’ny mpisorona sy mpanora-dalàna

11:18, 19

19:47, 48

Niteny i Jehovah; nilaza ny hahafatesany i Jesosy; tsy nino ny Jiosy araka ny faminanian’i Isaia

12:20-50

11 Nisana (4-5 Aprily 2020)

Betania-Jerosalema

Fianarana avy amin’ilay aviavy nalazo

21:19-22

11:20-25

Jerosalema, tempoly

“Fahefana avy aiza?”; fanoharana: Zanaka mirahalahy

21:23-32

11:27-33

20:1-8

Fanoharana: Mpamboly ratsy fanahy, fanasana fampakaram-bady

21:33–22:14

12:1-12

20:9-19

Namaly fanontaniana: Hetra ho an’i Kaisara, fitsanganan’ny maty, ny didy lehibe indrindra

22:15-40

12:13-34

20:20-40

Nanontany raha zanak’i Davida i Kristy

22:41-46

12:35-37

20:41-44

“Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo”

23:1-39

12:38-40

20:45-47

Nidera mpitondratena nandrotsaka vola

12:41-44

21:1-4

Tendrombohitra Oliva

Nilaza ny famantarana ny fanatrehany

24:1-51

13:1-37

21:5-38

Fanoharana: Virjiny folo, talenta, ondry sy osy

25:1-46

12 Nisana (5-6 Aprily 2020)

Jerosalema

Nisy nikaon-doha hamono azy

26:1-5

14:1, 2

22:1, 2

Nanaiky hamadika azy i Jodasy

26:14-16

14:10, 11

22:3-6

13 Nisana (6-7 Aprily 2020)

Jerosalema sy ny manodidina

Nanomana ny Paska farany

26:17-19

14:12-16

22:7-13

14 Nisana (7-8 Aprily 2020)

Jerosalema

Izy sy ny apostoly, nihinana ny Paska

26:20, 21

14:17, 18

22:14-18

Nanasa ny tongotry ny apostoly

13:1-20

Nampahafantarin’i Jesosy fa mpamadika i Jodasy ka noroahiny

26:21-25

14:18-21

22:21-23

13:21-30

Nanomboka ny Sakafo Harivan’ny Tompo izy (1Ko 11:23-25)

26:26-29

14:22-25

22:19, 20, 24-30

Nilaza izy fa handa azy i Petera ary hiparitaka ny apostoly

26:31-35

14:27-31

22:31-38

13:31-38

Mpanampy; tena voaloboka; didy momba ny fitiavana; vavaka farany niaraka tamin’ny apostoly

14:1–17:26

Getsemane

Fijaliana tao an-jaridaina; namadihana sy nisamborana an’i Jesosy

26:30, 36-56

14:26, 32-52

22:39-53

18:1-12

Jerosalema

Teo anatrehan’i Anasy, Kaiafa, Fitsarana Avo Jiosy; nanda azy i Petera

26:57–27:1

14:53–15:1

22:54-71

18:13-27

Nananton-tena i Jodasy mpamadika (As 1:18, 19)

27:3-10

Teo anatrehan’i Pilato, tany amin’i Heroda, tany amin’i Pilato indray

27:2, 11-14

15:1-5

23:1-12

18:28-38

Saika hanafaka azy i Pilato, nefa naleon’ny Jiosy i Barabasy; voaheloka ho faty

27:15-30

15:6-19

23:13-25

18:39–19:16

(3.00 tolakandro t.)

Golgota

Maty teo amin’ny hazo fijaliana

27:31-56

15:20-41

23:26-49

19:16-30

Jerosalema

Nesorina teo amin’ny hazo fijaliana ary nalevina

27:57-61

15:42-47

23:50-56

19:31-42

15 Nisana (8-9 Aprily 2020)

Jerosalema

Nasian’ny mpisorona sy Fariseo mpiambina ny fasana

27:62-66

16 Nisana (9-10 Aprily 2020)

Jerosalema sy ny manodidina; Emaosy

Nitsangana tamin’ny maty i Jesosy; niseho indimy tamin’ny mpianatra

28:1-15

16:1-8

24:1-49

20:1-25

Taorian’ny 16 Nisana

Jerosalema; Galilia

Niseho imbetsaka tamin’ny mpianatra (1Ko 15:5-7; As 1:3-8); nampianatra; naniraka hanao mpianatra

28:16-20

20:26–21:25

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara