FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Novambra p. 13
  • Inona no Azonao Atao mba Hiarovana ny Lazantsika?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Azonao Atao mba Hiarovana ny Lazantsika?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Miantehera Amin’i Jehovah Rehefa Hanapa-kevitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
    2025-2026 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra Miaraka Amin’ny Mpiandraikitra ny Faritra
  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
    2025-2026 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana
  • Inona ny Ezaka Efa Nataoko?
    Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Novambra p. 13

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Inona no Azonao Atao mba Hiarovana ny Lazantsika?

Mandinika ny Vavolombelon’i Jehovah ny olona. (1Ko 4:9) Mety hanontany tena àry isika hoe: ‘Manome voninahitra an’i Jehovah ve ny fomba fiteniko sy ny ataoko?’ (1Pe 2:12) Miezaka hanana laza tsara ny Vavolombelon’i Jehovah hatramin’izay, dia tsy irintsika hoe ny zavatra ataontsika no hanimba an’izany.​—Mpto 10:1.

Soraty hoe inona no tokony hataon’ny Kristianina amin’ireto toe-javatra ireto; soraty koa izay torolalan’ny Baiboly mety hanampy azy:

  • Misy olona tsy vavolombelona misafoaka amin’ilay Kristianina

  • Maloto sy mikorontana ny akanjony, ny fiarany, na ny tranony

  • Hoatran’ny tsy rariny ny lalàna navoakan’ny fanjakana na sarotra arahina

Sary: Sary avy amin’ilay video hoe “Izay Tena Marina Ihany.” 1) Rahalahy iray mamaky boky fanaovana fikarohana. 2) Rahalahy sy anabavy mijery hoe inona avy ny boky afaka manampy azy ireo amin’ny fikarohana ataony. 3) Antontan-taratasy nanaovana fikarohana eo akaikin’ilay bokikely hoe “Ahoana no Nampisy Antsika? Fanontaniana Dimy Mila Dinihina.” 4) Vehivavy iray mijery zavatra ao amin’ny tranonkala jw.org amin’ny telefaoniny.

Inona no ataon’ny mpanao fikarohana ao amin’ny Sampan-draharahan’ny Fanoratana mba hiarovana ny lazantsika?

JEREO ILAY VIDEO HOE IZAY TENA MARINA IHANY, ARY VALIO ITY:

Inona no mampiaiky anao amin’ny ezaka ataon’ny fandaminana mba ho marina tsara ny fanazavana avoakany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara