FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sjj hira 8
  • Jehovah no Fialofantsika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jehovah no Fialofantsika
  • Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Jehovah no Fialofantsika
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Jehovah no Fialofantsika
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Fialokalofana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ataovy ‘Fialofanao ny Anaran’i Jehovah’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
Hijery Hafa
Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
sjj hira 8

HIRA 8

Jehovah no Fialofantsika

Endrika Sary

(Salamo 91)

  1. 1. Jehovah no ampinga,

    ’Zay azo itokiana;

    Ka izy no antsoina

    Raha mila fanampiana.

    Fialofana izy, miaro anao;

    Koa matokia f’aza miala ao.

    Jehovah toy ny manda,

    Tsy mandao na oviana na oviana.

  2. 2. Na misy an’arivo

    Hianjera sy ho lavo,

    Jehovah hiaro antsika,

    Toy ny andry tena avo.

    ’Zay loza mety hampahory,

    Tsy hanakaiky antsika akory.

    Jehovah Vatolampy,

    Ny fiarovany àry tadiavo.

  3. 3. Tsy misy mety hahomby

    ’Zay fandrika hisesy.

    Na maro ny fiadiana,

    Jehovah no hamefy.

    Na lefona, na hoe tsipìka,

    Ambenan’i Jehovah isika.

    Fa izy ’Lay Mahery,

    Ny vahoakany tsy ho resy.

(Jereo koa ny Sal. 97:10; 121:3, 5; Isaia 52:12.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara