Fampiononana
Fampiononana avy ao amin’ny Soratra Masina rehefa kivy isika
Diso fanantenana ianao satria manana toetra ratsy sady nanao fahadisoana
Jereo ilay hoe “Diso Fanantenana”
Diso fanantenana ianao satria nisy olona tsy nitana ny teny nataony taminao, nandratra ny fonao, na namadika anao mihitsy aza
Jereo ilay hoe “Diso Fanantenana”
Enjehina
Jereo ilay hoe “Fanenjehana”
Mahatsapa ianao hoe mangidy ny fiainanao
Tsy faly intsony satria miatrika olana be dia be na iharan’ny tsy rariny
Jereo koa ny Sl 142:4; Mpto 4:1; 7:7
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
Andinin-teny mampahery:
Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:
Rt 1:6, 7, 16-18; 2:2, 19, 20; 3:1; 4:14-16—Lasa falifaly indray i Naomy rehefa tafaraka tamin’ny vahoakan’Andriamanitra indray sy nahazo fanampiana ary nanampy olon-kafa
Jb 42:7-16; Jk 5:11—Niaritra i Joba satria nanam-pinoana, dia nahazo fitahiana be dia be avy tamin’i Jehovah
Kivy satria ampijalin’ny olon-kafa
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
Andinin-teny mampahery:
Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:
1Sa 1:9-11, 18—Nahatsiaro ho maivamaivana i Hana rehefa avy namboraka ny tao am-pony tamin’i Jehovah
Jb 42:7, 8, 10, 17—Notahin’i Jehovah i Joba rehefa avy namela ny helok’ireo namany telo lahy
Manahy na miady saina
Jereo ilay hoe “Fanahiana”
Manamelo-tena
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
2Mp 22:8-13; 23:1-3—Lasa tsapan’i Josia Mpanjaka sy ny vahoaka hoe nanao zavatra tena ratsy ry zareo, rehefa novakina tamin-dry zareo ny Lalàn’i Mosesy
Ezr 9:10-15; 10:1-4—Nalahelo be i Ezra mpisorona sy ny vahoaka satria nisy tamin-dry zareo tsy nankatò an’i Jehovah ka nanambady vehivavy hafa firenena
Lk 22:54-62—Nanamelo-tena sady kivy be ny apostoly Petera rehefa avy nanda an’i Jesosy intelo
Andinin-teny mampahery:
Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:
2Ta 33:9-13, 15, 16—Tamin’ny mpanjakan’ny Joda rehetra, dia anisan’ny mpanjaka tena ratsy fanahy i Manase. Nibebaka anefa izy dia namindrana fo
Lk 15:11-32—Nasehon’i Jesosy tao amin’ilay fanoharana momba ny zanaka adala hoe vonona ny hamela heloka tanteraka i Jehovah
Matahotra
Jereo ilay hoe “Tahotra”
Mbola maratra ny fonao noho ny fampijaliana anao
Jereo ilay hoe “Fampijaliana”
Mialona; mitsiriritra
Jereo ilay hoe “Fialonana”
Mihevi-tena ho tsy misy dikany
Jereo ilay hoe “Mihevi-tena ho Tsy Misy Dikany”
Tsy hitanao izay atao amin’ilay olana mahazo anao, na mahatsapa ho tsy mahay ianao fa sarotra be ilay fanendrena azonao
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
Andinin-teny mampahery:
Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:
Tsy mahavita zavatra firy intsony satria marary na efa be taona
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
2Mp 20:1-3—Nalahelo be i Hezekia Mpanjaka fa narary efa ho faty
Fi 2:25-30—Kivy be i Epafrodito satria henon’ny rahalahy tany Filipy hoe narary izy, dia nanahy izy sao hieritreritra ry zareo hoe tsy ho vitany ilay asa nanendrena azy
Andinin-teny mampahery:
Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:
2Sa 17:27-29; 19:31-38—Nohajain’ny mpanjaka i Barzilay efa be taona, dia nasainy ho any Jerosalema. Fantatr’i Barzilay anefa fa voafetra ihany ny mety ho vitany noho izy efa be taona, ka tsy nety nandeha izy
Sl 41:1-3, 12—Na narary be aza i Davida Mpanjaka, dia natoky izy hoe hanampy azy i Jehovah
Mr 12:41-44—Noderain’i Jesosy ny vehivavy mpitondratena iray satria izay rehetra nananany no nataony fanomezana