FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • scl p. 33
  • Fanahiana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanahiana
  • Andinin-teny Manampy Amin’ny Fiainantsika Kristianina
Andinin-teny Manampy Amin’ny Fiainantsika Kristianina
scl p. 33

Fanahiana

Manahy na miady saina ve ianao satria mahantra, tsy misy sakafo, na tsy manan-kialofana?

Oh 10:15; 19:7; 30:8

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • Ft 3:19​—Tsy nanan-kialofana i Jeremia mpaminany, hoatran’ny olona maro hafa, rehefa rava i Jerosalema

    • 2Ko 8:1, 2; 11:27​—Nahantra be ny Kristianina tany Makedonia. Ny apostoly Paoly indray matetika tsy nihinan-kanina, tsy nanana akanjo, ary tsy nanana toerana hatoriana

  • Andinin-teny mampahery:

    • Sl 37:25; 145:15; Oh 10:3; Mt 6:25-34

    • Jereo koa ny De 24:19

Manahy na miady saina ve ianao satria tsy mana-namana, na mahatsiaro ho manirery, na tsy misy mpitia?

Jb 19:19; Mpto 4:10, 12

  • Ohatra ao amin’ny Baiboly:

    • 1Mp 18:22; 19:9, 10​—Nieritreritra i Elia mpaminany hoe izy irery ihany sisa no nanompo an’i Jehovah

    • Je 15:16-21​—Nahatsiaro ho irery i Jeremia mpaminany satria naleon’ny olona nifety toy izay nihaino ny hafatra nolazainy

  • Andinin-teny mampahery:

    • Sl 25:15, 16; 1Pe 5:7

  • Tantara mampahery ao amin’ny Baiboly:

    • 1Mp 19:1-19​—Nanome sakafo sy rano ho an’i Elia mpaminany i Jehovah, nihaino tsara azy tamin’izy nitantara an’izay nampiady saina azy, ary nampahery azy rehefa nampiseho taminy hoe manan-kery sy afaka manampy azy Izy

    • Jn 16:32, 33​—Fantatr’i Jesosy hoe handao azy ny namany, nefa fantany koa hoe tsy ho irery izy satria ho eo foana i Jehovah

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara