FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • bi12 p. 1861
  • 1H “Ilay Tena Andriamanitra” Heb.: haEl

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1H “Ilay Tena Andriamanitra” Heb.: haEl
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1H “Ilay Tena Andriamanitra” Heb.: haEl

1H “Ilay Tena Andriamanitra”

Heb.: haEl

Rehefa misy mpanoritra voafaritra ha eo alohan’ilay anaram-boninahitra hoe ʼEl, dia lasa hoe haEl. Hita in-32 amin’ny endriny milaza tokana io teny io ao amin’ny M, ary ilay tena Andriamanitra foana no tiana holazaina, izany hoe Jehovah. “Ilay hany tena Andriamanitra” no andikana ny haElôhim sy ny haEl, ao amin’ny Fitsipi-pitenenana Hebreo Nataon’i Gesenius (anglisy), feh. 126 e.

Adikan’ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao hoe “Andriamanitra” na “ilay tena Andriamanitra” ny teny hoe haEl ao amin’ireo toerana 32 misy azy ao amin’ny M. Ireto avy izany: Ge 31:13; Ge 35:1, 3; Ge 46:3; De 7:9; De 10:17; De 33:26; 2Sa 22:31, 33, 48; Ne 1:5; Ne 9:32; Jb 13:8; Jb 21:14; Jb 22:17; Jb 31:28; Jb 33:6; Jb 34:10, 37; Jb 40:9; Sl 18:30, 32, 47; Sl 57:2; Sl 68:19, 20; Sl 77:14; Sl 85:8; Is 5:16; Is 42:5; Je 32:18; Da 9:4.

Elim no endriny milaza maro amin’ny hoe ʼel. Indray mandeha ihany no misy mpanoritra voafaritra eo alohan’ny elim, raha ao amin’ny M. Ao amin’ny Ek 15:11 no misy azy io, ary andriamanitra hafa no resahina ao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara