FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • bi12 p. 1861
  • 1J “Ilay Tena Tompo” Heb.: haAdôhn

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1J “Ilay Tena Tompo” Heb.: haAdôhn
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1J “Ilay Tena Tompo” Heb.: haAdôhn

1J “Ilay Tena Tompo”

Heb.: haAdôhn

Rehefa misy mpanoritra voafaritra ha (ilay) eo alohan’ilay anaram-boninahitra hoe Adôhn (Tompo), dia lasa hoe haAdôhn (ilay tena Tompo). Ao amin’ny M, dia milaza an’i Jehovah Andriamanitra irery ihany ilay anaram-boninahitra hoe Adôhn, rehefa misy mpanoritra voafaritra ha eo alohany.

Hita intsivy ao amin’ny M ny teny hoe haAdôhn. Ireto avy izany: Ek 23:17; Ek 34:23; Is 1:24; Is 3:1; Is 10:16, 33; Is 19:4; Mi 4:13; Ml 3:1.

Raha atao amin’ny endriny milaza maro ny Adôhn dia lasa hoe adônim. Hita indroa ao amin’ny M ny teny hoe haadônim: De 10:17; Sl 136:3.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara