FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • nwt p. 1984-1985
  • B14-A Ny Refy Fampiasa Amin’ny Varotra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • B14-A Ny Refy Fampiasa Amin’ny Varotra
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Fatran’ny ranon-javatra
  • Fatran’ny zavatra maina
  • Halavana
  • Lanja sy Refy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Homera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Seha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sakan’ny Felatanana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
B14-A Ny Refy Fampiasa Amin’ny Varotra

B14-A

Ny Refy Fampiasa Amin’ny Varotra

Endrika Sary
  • Fatran’ny ranon-javatra

  • Kora (10 bata / 60 hina)

    220 litatra

  • Bata (6 hina)

    22 litatra

  • Hina (12 loga)

    3,67 litatra

  • Loga (1 ⁄ 12 hina)

    0,31 litatra

  • Fatran’ny zavatra maina

  • Homera (1 kora / 10 efaha)

    220 litatra

  • Efaha (3 sehà / 10 omera)

    22 litatra

  • Sehà (31 ⁄ 3 omera)

    7,33 litatra

  • Omera (14 ⁄ 5 kaba)

    2,2 litatra

  • Kaba

    1,22 litatra

  • Kilao

    1,08 litatra

  • Halavana

  • Bararata lava (6 hakiho lava)

    3,11 m

  • Bararata (6 hakiho)

    2,67 m

  • Refy (mitovitovy amin’ny halavan’ny sandry roa mivelatra)

    1,8 m

  • Hakiho lava (impiton’ny sakan’ny felatanana)

    51,8 sm

  • Hakiho (roan-jehy / inenin’ny sakan’ny felatanana)

    44,5 sm

  • Hakiho fohy

    38 sm

  • 1 Stadio romanina

    1 ⁄ 8 maily romanina= 185 m

  1. 1 Voantondro (1 ⁄ 4 sakan’ny felatanana)

    1,85 sm

  2. 2 Sakan’ny felatanana (Voantondro 4)

    7,4 sm

  3. 3 Irain-jehy (intelon’ny sakan’ny felatanana)

    22,2 sm

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara