FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • nwt p. 1988
  • B15 Ny Kalandrie Hebreo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • B15 Ny Kalandrie Hebreo
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mitovitovy Aminy
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Handray fianarana avy amin’ireo vanin-taona ve ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Kalandrie
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Taom-pambolena tao Amin’ilay “Tany Soa”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
Hijery Hafa
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
B15 Ny Kalandrie Hebreo

B15

Ny Kalandrie Hebreo

Endrika Sary

NISANA (ABIBA) Martsa—Aprily

14: Paska

15-21: Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay

16: Fanatitra voaloham-bokatra

Avy ny orana, miempo ny lanezy, tondraka ny Reniranon’i Jordana

Orza

IARA (ZIVA) Aprily—Mey

14: Paska ho an’izay tsy afaka tamin’ilay tena Paska

Manomboka ny main-tany, manga ny lanitra

Varimbazaha

SIVÀNA Mey—Jona

6: Fetin’ireo Herinandro (Pentekosta)

Vanin-taona mafana, tsy misy rahona

Varimbazaha, aviavy vokatra voalohany

TAMOZA Jona—Jolay

 

Mihamafana, be ando

Voaloboka vokatra voalohany

ABA Jolay—Aogositra

 

Faran’izay mafana

Voankazon’ny vanin-taona mafana

ELOLA Aogositra—Septambra

 

Mbola mafana

Antrendry, voaloboka, aviavy

TISRY (ETANIMA) Septambra—Oktobra

1: Fitsofana trompetra

10: Andro Fandrakofam-pahotana

15-21: Fetin’ny Trano Rantsankazo

22: Fivoriambe makotrokotroka

Mifarana ny vanin-taona mafana, manomboka ny orana

Asaina ny tany

HESVANA (BOLA) Oktobra—Novambra

 

Manerika ny andro

Oliva

KISLEO Novambra—Desambra

25: Fetin’ny Fitokanana

Lasa manorana, lanezy manify, misy lanezy ny tendrombohitra

Mijanona ao am-pahitra ny biby fa ririnina

TEBETA Desambra—Janoary

 

Mamirifiry, manorana, misy lanezy ny tendrombohitra

Mitsiry ny zavamaniry

SEBATA Janoary—Febroary

 

Mihena ny hatsiaka, mbola manorana

Mamelana ny amandie

ADARA Febroary—Martsa

14, 15: Porima

Matetika misy kotroka sy havandra

Rongony

VEADARA Martsa

Volana faha-13; impito asiana an’io volana io ao anatin’ny 19 taona

   

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara