FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • nwt p. 6-p. 7
  • Fanontaniana 1: Iza moa Andriamanitra?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanontaniana 1: Iza moa Andriamanitra?
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fanontaniana 1: Iza moa Andriamanitra?

FANONTANIANA 1

Iza moa Andriamanitra?

Lehilahy mijery ny lanitra

“Enga anie ho fantatry ny olona fa ianao irery ihany, ilay manana anarana hoe Jehovah, no Avo Indrindra manerana ny tany manontolo!”

Salamo 83:18

“Fantaro fa i Jehovah no Andriamanitra. Izy no nanao antsika, ary azy isika.”

Salamo 100:3

“Izaho no Jehovah. Izany no anarako. Tsy homeko an’iza na iza ny voninahitro, ary tsy homeko ho an’ny sary sokitra ny fiderana ahy.”

Isaia 42:8

“Izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah no hovonjena.”

Romanina 10:13

“Mazava ho azy fa nisy nanao ny trano rehetra, fa ilay nanao ny zava-drehetra kosa dia Andriamanitra.”

Hebreo 3:4

“Jereo ny lanitra ka banjino. Iza no namorona an’ireny zavatra ireny? Izy Ilay mamoaka azy ireny hoatran’ny mamoaka tafika, sady manisa azy tsirairay, ary miantso azy rehetra amin’ny anarany avy. Matanjaka be izy ary tena mahatalanjona ny heriny, ka tsy misy banga ireny na iray aza.”

Isaia 40:26

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara