FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 1/07 p. 32
  • “Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra”
  • Mifohaza!—2007
Mifohaza!—2007
g 1/07 p. 32

“Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra”

◼ “Indro, ataoko vaovao ny zava-drehetra.” (Apokalypsy 21:5) Io fampanantenana avy amin’Andriamanitra io no nofidina ho lohatenin’ny bokikely iray tena mahaliana. Inona no dikan’io fampanantenana io ho antsika? Ahoana no hahatanterahan’izy io, ary rahoviana? Ho hitanao ny valin’izany, raha mamaky io bokikely 32 pejy miloko io ianao.

Raha te hanafatra azy io ianao, dia fenoy ilay tapakila ary alefaso any amin’ilay adiresy voalaza eo, na any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-5 amin’ity gazety ity.

□ Mba andefaso ilay bokikely hoe “Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra” aho.

Amin’ny fiteny:

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara