FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 10/08 p. 3
  • Mijery Internet ve ny Zanakao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mijery Internet ve ny Zanakao?
  • Mifohaza!—2008
  • Mitovitovy Aminy
  • Mijery Internet ve ny Zanakao?—Inona no Azonao Atao?
    Mifohaza!—2008
  • Ampio ny Tanora Hiatrika Zava-tsarotra
    Mifohaza!—2007
  • Tsara ve ny Mitady Namana ao Amin’ny Internet?
    Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2
  • Mijery Internet ve ny Zanakao?—Inona no Tokony ho Fantatrao?
    Mifohaza!—2008
Hijery Hafa
Mifohaza!—2008
g 10/08 p. 3

Mijery Internet ve ny Zanakao?

TANORA an-tapitrisany no mijery Internet isan’andro. Ao an-tranony ihany izy no manao izany, na any am-pianarany, na any amin’ny namany. Ny hafa aza afaka mijery Internet na aiza na aiza misy azy. Efa misy Internet koa mantsy ny finday sy ny fitaovana elektronika entin-tanana sasany. Mijery Internet ve ny zanakao? Azo inoana fa mahay kokoa azy io izy, raha oharina aminao. Hainy mihitsy aza angamba ny manafina aminao izay ataony ao.

Tokony hampanahy anao ve izany? Eny! Mety hanimba ny zanakao mantsy ny Internet. Kanefa, tsy misy azonao atao ve? Tsy izany mihitsy. Tsy mahalala izay atsimo sy avaratra amin’ny Internet angamba ianao, nefa afaka mianatra izay tena tokony ho fantatra momba azy io. Tsy voatery hahay be momba ny fitaovana elektronika koa ianao, vao afaka miaro ny zanakao.

Natao hanampiana anao ny lahatsoratra manaraka. Andeha àry aloha hojerentsika hoe inona no mety hanjo ny zanakao, raha mijery Internet izy.

[Teny notsongaina, pejy 3]

Efa ho ny antsasaky ny tanora kanadianina manana finday no afaka mijery Internet amin’ilay izy

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara