FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 1/11 p. 32
  • “Nitomany Aho Namaky An’ilay Izy”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Nitomany Aho Namaky An’ilay Izy”
  • Mifohaza!—2011
Mifohaza!—2011
g 1/11 p. 32

“Nitomany Aho Namaky An’ilay Izy”

● Izany no nolazain’ny vehivavy iray any Illinois, Etazonia, rehefa namaky ny boky Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Izao no nosoratany ho an’ny mpampanonta an’ilay boky: “Mino sy manantena aho fa ho betsaka ny olona tia mamaky ny tantaran’i Jesosy, hoatr’ahy.”

Mitantara ny fiainan’i Jesosy ny boky Lehilahy Niavaka, ary miorina amin’ny zavatra nosoratan’i Matio, Marka, Lioka, ary Jaona, izay samy nahazo ny fanahy masina. Niara-niaina tamin’i Jesosy izy ireo. Apostoliny i Matio sy Jaona, ary niaraka taminy nanao dia. I Marka kosa namana akaikin’i Petera apostolin’i Jesosy. Niara-dia tamin’ny apostoly Paoly kosa i Lioka dokotera.

Raha te hanafatra an’io boky feno sary io ianao, dia fenoy ilay tapakila eto ambany ary alefaso any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy 5.

□ Mba andefaso an’ilay boky aseho eto aho.

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara