FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Ny Niandohan’ireo Firenena”
  • Ny Niandohan’ireo Firenena

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Niandohan’ireo Firenena
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Arabia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Havila
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sheba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Javana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Ny Niandohan’ireo Firenena”

FANAZAVANA MAHALIANA

Ny Niandohan’ireo Firenena

I ADAMA sy Eva, mpivady voalohany, no razamben’ny olombelona rehetra. (Ge 1:28; 3:20; 5:1, 2) Taranak’i Noa avy tamin’ireo zanany telo lahy sy ny vadin’izy ireo kosa ny foko sy firenena rehetra ankehitriny, satria ireo no tafavoaka velona tamin’ilay Safodrano naneran-tany. Hoy àry ny Genesisy 10:32 rehefa avy notanisaina ireo fianakaviana 70 taranaky ny zanak’i Noa: “Avy tamin’ireo no nielezan’ny firenena teto ambonin’ny tany.”

[Saritany, pejy 329]

SARITANY: Ny Niandohan’ireo Firenena

Ireo Fianakaviana 70 Taorian’ny Safodrano

(Miaraka amin’ny taranany na ny faritra nonenan’izy ireo)

NOA

JAFETA

Fiteny aryanina: Any Inde sy Eoropa (fianakaviana 14)

GOMERA Simerianina, avaratry ny Ranomasina Mainty

ASKENAZA Atsimoatsinanan’ny Ranomasina Mainty

RIFATA Paflagonianina

TOGARMA Armenianina

MAGOGA

MADAY Medianina, atsimon’ny Ranomasina Caspienne

JAVANA Ionianina, Grika tany Eoropa Atsimoatsinanana

ELISAHA Akaikin’i Gresy

TARSISY Razamben’ny Espaniola tany Eoropa Atsimoandrefana

KITIMA Sipra

DODANIMA (RODANIMA) Nosy Rodo sy ireo nosy hafan’ny Ranomasina Égée

TOBALA Tibareny tany Azia Minora

MESEKA Frijianina tany Azia Minora

TIRASA Tyrenianina tany amin’ireo nosy sy morontsiraky ny Ranomasina Égée

HAMA

Fiteny hamitika: Afrikanina sy aziatika (fianakaviana 30)

KOSY Etiopianina any Afrika Atsinanana sy Arabia

SEBA Afrika Atsinanana

HAVILA Arabia Atsimoandrefana

SABTA Arabia Atsimo

RAMA Arabia Atsimoandrefana

SHEBA Arabia Atsimoandrefana

DEDANA Arabia

SABTEKA Arabia Atsimo na Etiopia

MIZRAIMA Ejipsianina

LODIMA Afrika Avaratra

ANAMIMA Ejipta

LEHABIMA Libyanina

NAFTOHIMA Ejipta Avaratra

PATROSIMA Ejipta Ambony

KASLOHIMA

FILISTININA Lemaka Amoron-tsirak’i Palestina

KAFTORIMA Kretanina

POTA Afrika Avaratra

KANANA Andrefan’ny Reniranon’i Jordana

SIDONA Sidonianina (Fenisianina)

HETA Hetita

JEBOSITA Nanodidina an’i Jerosalema fahiny

AMORITA Palestina

GIRGASITA Andrefan’ny Reniranon’i Jordana

HIVITA Palestina Afovoany

ARKITA Andrefan’ny Tandavan-tendrombohitra Libanona

SINITA

ARVADITA Nosy akaikin’ny morontsirak’i Syria

ZEMARITA Morontsirak’i Fenisia Avaratra

HAMATITA Avaratr’i Palestina

SEMA

Fiteny semitika: Aziatika (fianakaviana 26)

ELAMA Atsimoatsinanan’i Mezopotamia

ASYRA Asyrianina

ARPAKSADA

SELA

EBERA Arabia sy Mezopotamia

PALEGA

JOKTANA Arabo

ALMODADA

SALEFA

HAZARMAVETA

JERA

HADORAMA

OZALA

DIKLA

OBALA

ABIMAELA

SHEBA

OFIRA

HAVILA

JOBABA

LODA Lydianina tany Azia Minora

ARAMA Aramianina, Syrianina

OZA

HOLA Akaikin’i Armenia

GATERA

MASY Tany Efitra Syrianina Arabo na Mezopotamia Avaratra

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara