FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Fanompoan’i Jesosy Teto An-tany”
  • Fanompoan’i Jesosy Teto An-tany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanompoan’i Jesosy Teto An-tany
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • A7-B Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanombohan’ny Fanompoan’i Jesosy
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • B10 Israely Tamin’ny Andron’i Jesosy
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Manodidina ny Ranomasin’i Galilia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jesosy Kristy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Fanompoan’i Jesosy Teto An-tany”

FANAZAVANA MAHALIANA

Fanompoan’i Jesosy Teto An-tany

MISY vokany lalina eo amin’ny fiainan’ny olona maro eran-tany ny fanompoan’i Jesosy Kristy. Nifantoka foana tamin’ny tanjony izy. Hoy izy: ‘Tsy maintsy mitory ny vaovao tsaran’ny fanjakan’Andriamanitra aho, fa izany no nanirahana ahy.’​—Lk 4:43.

Nitety toerana maro izy, ary hita eo amin’ireo sarintany ireo ny dia nataony. Saika nandeha an-tongotra foana izy tamin’izany. Nankany Jerosalema koa izy isaky ny fety. Avy tao Jerosalema izy no nankany amin’ny faritr’i Jodia. Tany amin’ny faritanin’i Galilia anefa izy no tena nanompo. Tonga hatrany amin’ny faritr’i Tyro, Sidona, Dekapolisy, ary Pere koa izy. Nanome fanazavana feno momba ny fahamarinana izy, ka modely ho an’ny mpanara-dia azy.​—Jn 18:37; As 1:8; Mt 28:19, 20.

[Saritany, pejy 540]

SARITANY: Fanompoan’i Jesosy Teto An-tany, Topy Maso

TANÀNA LEHIBE: Andinin-teny Misy Azy

Betania

Jn 11:1, 38-44; 12:1-9; Lk 24:50, 51

Betifaga

Mt 21:1-9

Betsaida

Lk 9:10-17; Mr 8:22-26; Jn 1:44

Kaisaria-Filipo

Mt 16:13-20

Kana

Jn 2:1-11; 4:46-54

Kapernaomy

Lk 4:31-41; Mr 2:1-12; Mt 8:5-13; 17:24–18:35

Korazina

Mt 11:20-22

Dekapolisy

Mr 5:18-20; 7:31–8:9

Emaosy

Lk 24:13-32

Efraima

Jn 11:54

Gadara

Mt 8:28-34

Jeriko

Lk 18:35–19:27

Jerosalema

Jn 2:13–3:21; 5:1-47; 7:14–10:39; Mt 21:6–26:5; 26:14–28:15

Jordana

Mt 3:13-17

Naina

Lk 7:11-17

Nazareta

Lk 4:16-30; Mr 6:1-6

Sidona

Mr 7:24-30

Sykara

Jn 4:5-42

Tyro

Mt 15:21-28

Tany efitra

Mt 4:1-11

[Saritany, pejy 541]

SARITANY: Fanompoan’i Jesosy teto an-tany, tamin’ny faramparan’ny taona 29 ka hatramin’ny Paska taona 30

[Saritany, pejy 541]

SARITANY: Fanompoan’i Jesosy teto an-tany, taorian’ny Paska taona 30 ka hatramin’ny Paska taona 31

[Saritany, pejy 541]

SARITANY: Fanompoan’i Jesosy teto an-tany, taorian’ny Paska taona 31 ka hatramin’ny Paska taona 32

[Saritany, pejy 541]

SARITANY: Fanompoan’i Jesosy teto an-tany, taorian’ny Paska taona 32 ka hatramin’ny Fetin’ny Fitokanana taona 32

[Saritany, pejy 541]

SARITANY: Fanompoan’i Jesosy teto an-tany, taorian’ny Fetin’ny Fitokanana taona 32 ka hatramin’ny 14 Nisana taona 33

FOTOANA NANAOVANA IREO DIA EO AMIN’NY SARINTANY

  1. 1: Tamin’ny faramparan’ny taona 29 ka hatramin’ny Paska taona 30

  2. 2: Taorian’ny Paska taona 30 ka hatramin’ny Paska taona 31

  3. 3: Taorian’ny Paska taona 31 ka hatramin’ny Paska taona 32

  4. 4: Taorian’ny Paska taona 32 ka hatramin’ny Fetin’ny Fitokanana taona 32

  5. 5: Taorian’ny Fetin’ny Fitokanana taona 32 ka hatramin’ny 14 Nisana taona 33

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara