FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zava-nitranga Talohan’ny Nahafatesan’i Kristy”
  • Zava-nitranga Talohan’ny Nahafatesan’i Kristy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zava-nitranga Talohan’ny Nahafatesan’i Kristy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jerosalema sy ny Tempoly Tamin’ny Andron’i Jesosy
    ‘Jereo Ilay Tany Soa’
  • Jesosy Kristy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • B12-A Ny Herinandro Farany Niainan’i Jesosy Teto An-tany (Fizarana 1)
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Vonona ho Amin’ny Fahatsiarovana ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zava-nitranga Talohan’ny Nahafatesan’i Kristy”

FANAZAVANA MAHALIANA

Zava-nitranga Talohan’ny Nahafatesan’i Kristy

TAO Jerosalema sy teny akaikiny izany no nitranga. Nihoby an’ilay Zanak’Andriamanitra ho Mpanjaka ny firenen’Israely. Niantsoantso ny mpianatra maro be hoe: “Mahazo fitahiana Ilay Mpanjaka tonga amin’ny anaran’i Jehovah!” (Lk 19:37, 38) Nanda an’i Jesosy anefa ny mpitondra fivavahana, ary niampanga azy ho nandrisika ny olona hikomy. Nanontanian’i Pontio Pilato, governora romanina, àry izy raha mpanjaka. Namaly izy hoe: “Tsy anisan’ity tontolo ity ny fanjakako.” Nasehon’i Pilato tamin’ny Jiosy i Jesosy avy eo, ka hoy izy: “Io ny mpanjakanareo!” Hoy anefa ny lehiben’ny mpisorona: “Tsy manana mpanjaka ankoatra an’i Kaisara izahay.”​—Jn 18:33-38; 19:14, 15.

[Sary, pejy 741]

Vato misy ny anaran’i Pontio Pilato, amin’ny teny latinina; hita tamin’ny 1961

[Saritany, pejy 742]

SARITANY: Jerosalema sy ny Manodidina (Zava-nitranga Talohan’ny Nahafatesan’i Kristy)

Fotoana sy Toerana

9 NISANA

Betania

Jn 12:2-9

Nankao Jerosalema

Lk 19:29-44

10 NISANA

Jerosalema, tempoly

Mr 11:15-18

11 NISANA

Jerosalema, tempoly

Mt 21:23–24:2; Lk 21:1-4

Tendrombohitra Oliva, atsinanan’i Jerosalema

Mt 24:3–25:46

12 NISANA

Jerosalema

Lk 22:1-6

13 NISANA

Teny akaikin’i Jerosalema sy tao Jerosalema

Lk 22:7-13

14 NISANA

Jerosalema

Jn 13:1–17:26; Mt 26:26-29

Zaridainan’i Getsemane, atsinanan’i Jerosalema

Mt 26:36-56

Jerosalema, tranon’i Kaiafa

Jn 18:13, 24; Mt 26:57-75

Jerosalema, Fitsarana Avo Jiosy

Lk 22:66-71

Jerosalema, lapan’ny governora

Jn 18:28–19:16

Golgota, ivelan’i Jerosalema

Lk 23:33-46

[Sary, pejy 743]

9 Nisana: Nihoby an’i Kristy ho Mpanjaka ny olona tamin’izy nankao Jerosalema

[Sary, pejy 743]

10 Nisana: Noroahiny ireo nivarotra tao amin’ny tempoly

[Sary, pejy 743]

11 Nisana: Nolazainy mialoha ny faran’ny tontolo ratsy sy ny fanatrehany rehefa Mpanjaka any an-danitra izy

[Sary, pejy 743]

14 Nisana: Nisantatra ny Fahatsiarovana ny nahafatesany izy, talohan’ny namonoana azy

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara