FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jana”
  • Jana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Jambra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mosesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hadalana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mosesy sy Arona — Mpitory Be Herim-po ny Tenin’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1996
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jana”

JANA

(Jàna).

Anisan’ireo nanohitra an’i Mosesy. Nampitovin’i Paoly tamin’i Jana ireo mpivadi-pinoana nanohitra ny fahamarinana. (2Ti 3:8, 9) ‘Niharihary tamin’ny rehetra ny hadalan’i’ Jana sy Jambra. Marina fa tsy voatonona ao amin’ny Soratra Hebreo ny anaran’izy ireo, nefa eken’ny maro fa olona ambony tao an-dapan’i Farao izy ireo. Angamba i Jana sy Jambra ireo mpisorona nampiasa herin’ny maizina, izay nanohitra foana rehefa tonga tao amin’i Farao i Mosesy sy Arona. (Ek 7:11, 12, 22; 8:17-19; 9:11) Betsaka ny tantara sy fanazavana avy amin’ny lovantsofina manamarina izany, fa vitsy kely kosa no mandiso izany. Miresaka momba an’i Jana sy Jambra, na ny iray amin’izy roa lahy, ny filozofa na mpanoratra tsy kristianina, anisan’ireny i Numenius, Pline Zokiny, Apulée. Eo koa ny asa soratra tsy kristianina, toy ilay hita tao Qoumrân, ny Targoman’i Jonatana, ary asa soratra vitsivitsy tsy ekena ho anisan’ny Soratra Masina.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara