FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Valan’ondry”
  • Valan’ondry

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Valan’ondry
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ireo vala sy ny Mpiandry ondry
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Ireo valan’ondry sy ny Mpiandry ondry
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
  • Ilay Mpiandry Tena Tsara sy ny Valan’ondry
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
  • Be Fitiavana Ireo Mpiandry ny ‘Ondrin’Andriamanitra’
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Valan’ondry”

VALAN’ONDRY

Toerana voafefy nasiana ny ondry rehefa alina mba tsy ho azon’ny mpangalatra sy ny biby mpiremby. Lava-bato sy toerana voajanahary hafa ny vala sasany, fa fefy vato nisy fidirana (Jn 10:1) kosa ny ankamaroany. (No 32:16; 1Sa 24:3; Ze 2:6) Mety ho nandrakotra ny tampon’ireo fefy ny sampan’ny zavamaniry nisy tsilo, toy ny ankehitriny ihany. Nisy trano iva marin-tampona koa angamba tao anatin’ilay vala, ka natao tao ny ondry rehefa ratsy be ny andro. Mety ho natao tao anaty vala iray ny andian’ondry maromaro, kanefa tsy natahorana hifangaro. Ny feon’ny mpiandry azy ihany mantsy no nohenoin’ny ondry. Nisy mpiandry ny vavahady, ary izy no nampiditra ny mpiandry ondry rehefa maraina.​—Jn 10:2-4.

[Sary, pejy 1109]

Trano kelin’ny mpiandry ondry sy vala vato

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara