FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Seboela”
  • Seboela

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Seboela
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sobaela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Simea
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jeremota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Libny
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Seboela”

SEBOELA

(Seboèla) [Izy dia Niverina Tamin’Andriamanitra; Babon’Andriamanitra].

Lehilahy roa no nantsoina hoe Seboela, ary samy nantsoina hoe Sobaela koa izy ireo.

1. Levita zanak’i Gersoma na taranany. Zanak’i Mosesy i Gersoma. (1Ta 23:15, 16) Anisan’ireo voasoratra anarana ny fianakaviamben’i Seboela (Sobaela), rehefa nalamin’i Davida indray ny fanompoan’ny Levita. (1Ta 24:20, 30b, 31) Nasaina niandraiketan’io fianakaviambe io koa ny trano fitehirizana entana.​—1Ta 26:24.

2. Iray tamin’ireo zanakalahin’i Hemana. Mpitendry zavamaneno tena nahay izy ary voafidy tamin’ny antsapaka ho lehiben’ny fizarana faha-13 tamin’ireo antokona mpitendry zavamaneno tao amin’ny toerana masina.​—1Ta 25:4, 6, 9, 20.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara