FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • dx89-25
  • Fitadidiana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fitadidiana
  • Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025
Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025
dx89-25

FITADIDIANA

(Jereo koa Fampahatsiahivana; Fanadinoana)

afaka tehirizina na esorina toy ny sary ny zavatra fidintsika hotadidiana: w23.11 12-13

ankizy:

nampiasa andinin-teny notadidina tany am-pianarana: yb10 47-48

atidohan’olombelona: g04 8/8 11-12

zavatra azony tadidina: w20.05 23

elefanta: g01 8/6 28; g01 8/12 29

fahatsiarovana ho efa niaina tany aloha: w12 1/12 19-20; rs 389-390; ie 23

fahatsiarovana mangidy:

‘tsy hotsarovana intsony ny zavatra taloha’ (Is 65:17): mwb17.02 7; w12 1/3 19; ip-2 382-383

“fahatsiarovana notsindriana” momba ny fametavetana: w95 1/11 25-29

‘fahatsiarovana ny Mpamorona’ (Mpto 12:1): w11 1/7 8-9; yp2 312-313; w04 1/5 14; w99 1/9 21; w99 15/11 13-23; w98 15/8 8-9; w96 1/12 16-17; w96 15/12 30

fanampiana:

famerimberenana: be 206-208

fanaovana famerenana: be 18, 31, 136, 169, 222

loko: w13 1/10 15

mamaky amin’ny taratasy: ijwhf lahatsoratra 24

mamerina mandinika ny hevi-dehibe: w24.10 32

manao sary: w25.01 32

zavatra hita maso: be 247

fanaovana tsianjery lahateny: be 112, 129, 169, 174-177, 219; sg 62-63

fanatsarana: g 2/09 26-29; be 17-20; g96 8/4 12-15; g92 8/10 28-30

“fanalavana tsikelikely ny fitadidiana”: w93 15/8 14

fanazavana ara-baiboly mila tadidina: w08 15/8 23

fankasitrahana ny lahatsoratry ny Mifohaza! momba izany: g97 8/1 30

fankasitrahana satria manana: w20.05 24

fitadidiana anarana: w13 15/1 28-29; be 17-18; g96 8/4 12-13

fitadidiana andinin-teny (jereo koa fomba hitadidiana andinin-teny): w21.01 6; w08 15/8 23

ankizy madinika: yb10 47-48

Israely fahiny: w92 1/11 11-12

tena ilaina: w19.07 4

Zezoita nanao tsianjery ny Baiboly: w94 1/2 10

fitadidiana izay vakina: w15 15/10 24; g 5/06 16; be 17-19; g96 8/4 14; sg 19-24

fitadidiana lisitra: g96 8/4 13-15

fitadidiana “ny andro taloha” (He 10:32): w99 15/12 17; w98 1/1 9; w96 1/12 29-31

fitantarana:

fianarana avy amin’ny zavatra tadidy: yb06 122-125

fomba hitadidiana andinin-teny (jereo koa fitadidiana andinin-teny): w25.06 32

hiran’ilay Fanjakana: w23.11 32; w19.07 4-5; mwb18.12 5; mwb17.04 6; w10 15/12 23-24

hira momba ny fitsanganana amin’ny maty: w23.04 13

Jehovah:

tadidiny izay nataontsika (He 6:10): mwb22.11 9

tadidiny ny olona tsirairay: cl 241-242; w23.04 9; w20.08 17; w00 1/2 32

tsy hotsaroany ny fahadisoana: w25.02 11; w12 1/7 18

video Tsy Manadino i Jehovah: mwb22.11 9

mahatsiaro an’i Jehovah: w09 15/3 6-8

manampy ny fanahy masina: w17.06 13; w10 15/7 20-21; w03 1/5 17; w02 1/2 19; be 19-20, 178; w00 1/4 8-9

National Memory Championship tany Etazonia (1997): g98 8/11 29

“tsarovy ireo mitarika” (He 13:7):

Filan-kevi-pitantanana: w17.02 28

vokatry ny ordinatera: g01 8/12 28

vokatry ny sary vetaveta: w19.06 29-30; w13 1/8 4; w04 15/2 29

vokatry ny tabataba manodidina: g 7/10 22

zokiolona: g 2/06 4-5

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara