FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w08 1/4 p. 32
  • Iza no Mahay Mitondra ny Olombelona?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Iza no Mahay Mitondra ny Olombelona?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
w08 1/4 p. 32

Lahateny Manokana ho An’ny Besinimaro

Iza no Mahay Mitondra ny Olombelona?

Iza no mpitondra afaka

• mamaha ny olana ara-toe-karena, ka mahavita manome sakafo be dia be sy trano tsara ho an’ny olon-drehetra?

• misakana ny loza voajanahary mampijaly ny olona, toy ny tsunami, rivo-doza, na horohoron-tany?

• manafoana ny aretina rehetra, ary mahay mamerina ny antitra ho tanora mihitsy?

• mampitsahatra ny ady rehetra, mba hiainan’ny vahoakany ao anatin’ny fiadanana sy filaminana?

• mamerina amin’ny laoniny ny tontolo iainana, ka manova ny tany ho paradisa?

Mpitondra iray ihany no mahavita an’ireo. Iza moa izy io? Hamaly izany ilay lahateny ho an’ny besinimaro hoe “Iza no Mahay Mitondra ny Olombelona?” Hatao any amin’ny tany 230 mahery io lahateny ara-baiboly io. Any amin’ny toerana maro, dia ao amin’ny Efitrano Fanjakanan’ny Vavolombelon’i Jehovah no hanaovana azy io, ny alahady 6 Aprily 2008. Anontanio amin’ny Vavolombelon’i Jehovah eny akaikinareo, ny ora sy ny toerana hanaovana izany. Faly izahay manasa anao hanatrika azy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara