FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp17 No. 3 p. 16
  • Inona no Lazain’ny Baiboly?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Lazain’ny Baiboly?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2017
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Mbola hanjaka eto an-tany ve ny rariny?
  • Misy antokon’olona iangaran’Andriamanitra ve?
  • Jehovah — Ilay Loharanon’ny Tena Rariny sy Fahamarinana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
  • “Manao ny Rariny Foana Izy”
    Manatòna An’i Jehovah
  • Mbola ho Foana ve ny Tsy Rariny Indray Andro Any?
    Foto-kevitra Hafa
  • Ny rariny ho an’ny firenena rehetra, tsy ho ela intsony
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2017
wp17 No. 3 p. 16
Olona samy hafa fiaviana

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Mbola hanjaka eto an-tany ve ny rariny?

Ahoana ny hevitrao?

  • Eny

  • Tsia

  • Angamba

Izay lazain’ny Baiboly

“Fantatro tsara fa harovan’i Jehovah ny zon’ny ory, ary homeny rariny ny mahantra.” (Salamo 140:12) Hampanjaka ny rariny eto an-tany ny Fanjakan’Andriamanitra.

Inona koa no lazain’ny Baiboly?

  • Hitan’Andriamanitra ny tsy rariny eto an-tany, ary hanitsy an’izany izy.—Mpitoriteny 5:8.

  • Hanjaka eto an-tany ny fiadanana sy ny filaminana, rehefa hampihatra ny rariny Andriamanitra.—Isaia 32:16-18.

Misy antokon’olona iangaran’Andriamanitra ve?

Misy milaza fa misy antokon’olona tahin’Andriamanitra ary misy ozoniny. Ny hafa indray mihevitra hoe mitovy ny fomba itondran’Andriamanitra ny olon-drehetra. Ahoana ny hevitrao?

Izay lazain’ny Baiboly

“Tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra, fa amin’ny firenena rehetra, izay olona matahotra azy ka manao ny marina no ankasitrahany.” (Asan’ny Apostoly 10:34, 35) Mitovy daholo ny olona eo imason’Andriamanitra.

Inona koa no lazain’ny Baiboly?

  • Misy “vaovao tsara” ho an’ny “firenena sy foko sy olona samy hafa fiteny ary vahoaka rehetra” ao amin’ny Baiboly.—Apokalypsy 14:6.

Mba andefaso an’ilay boky hoe Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? aho Hazavaina ao amin’ny toko 3 amin’io boky navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah io hoe rahoviana no hanjaka eto an-tany ny rariny

Azo alaina ao amin’ny www.pr2711.com/mg koa io boky io

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara