FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Hevitra Azo Resahina
Fitoriana Novambra (Ezaka Manokana)
Fanontaniana: Mety tsy hisy intsony ve ny ady sy ny heloka bevava indray andro any?
Andinin-teny: Sl 37:10, 11
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no ampanantenain’ny Baiboly?
FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:
Fitoriana Desambraa
Fanontaniana: Ahoana no fiheveranao ny Baiboly?
Andinin-teny: Ro 15:4
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no ampanantenain’ny Baiboly?
FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:
Fiverenana Mitsidikab
Fanontaniana: Inona no ampanantenain’ny Baiboly?
Andinin-teny: Ap 21:3, 4
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hanampy antsika hahazo an’izay lazain’ny Baiboly?
FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO: