FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb17 p. 82-83
  • Géorgie

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Géorgie
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2017
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2017
yb17 p. 82-83
Vavolombelon’i Jehovah mitory amin’ny lehilahy iray any amin’ny faritra iray be tendrombohitra any Géorgie

Géorgie

NIELY tsikelikely ny hafatra momba ilay Fanjakana teto Géorgie, toa an’ilay lalivay nafangaro tamin’ny lafarinina ao amin’ny fanoharan’i Jesosy. (Mat. 13:33) Tsy hita hoe nandroso ny asa fitoriana tamin’ny voalohany, nefa tsy ela dia niely hatraiza hatraiza ny vaovao tsara ka nanova fiainan’olona maro.

Tena mampihetsi-po ny tantaran’ny vahoakan’Andriamanitra eto Géorgie. Ho hitanao ato fa be fitiavana izy ireo, nanam-pinoana, tsy nivadika, mora nahita hevitra, ary be herim-po, ‘na tamin’ny mora na tamin’ny sarotra.’—2 Tim. 4:2.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara