Marka 13:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Miambena foana àry, fa tsy fantatrareo hoe rahoviana ny tompon-trano no ho avy,+ na amin’ny takariva, na amin’ny misasakalina, na amin’ny maneno akoho,* na vao maraina be.+
35 Miambena foana àry, fa tsy fantatrareo hoe rahoviana ny tompon-trano no ho avy,+ na amin’ny takariva, na amin’ny misasakalina, na amin’ny maneno akoho,* na vao maraina be.+