-
Matio 10:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Sitrano ny marary,+ atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia. Nahazo maimaim-poana ianareo, ka manomeza maimaim-poana.
-
-
Asan’ny Apostoly 10:45Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
45 Dia gaga ireo mpino* anisan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny hafa firenena koa ny fanahy masina, ilay fanomezana maimaim-poana.
-