Ohabolana 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy tia manome* nefa vao mainka mihamanana,+Fa misy tsy mahafoy manome zavatra tokony homena, nefa lasa mihamahantra.+ Ohabolana 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hotahina izay tia manome,*Satria mizara ny sakafony amin’ny mahantra.+ Mpitoriteny 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Atsipazo* eny ambony rano ny mofonao,+ fa ho hitanao indray ilay izy rehefa afaka andro maro.+ Lioka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
24 Misy tia manome* nefa vao mainka mihamanana,+Fa misy tsy mahafoy manome zavatra tokony homena, nefa lasa mihamahantra.+