FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.11 4
  • 24-30 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24-30 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.11 4

24-30 NOVAMBRA

ISAIA 1-2

Hira 44 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Fanantenana ho An’izay “Vesaran’ny Fahadisoany”

(10 min.)

[Alefaso ilay VIDEO Fampidirana ny Bokin’i Isaia.]

‘Novesaran’ny fahadisoany’ ny vahoakan’Andriamanitra (Is 1:4-6; ip-1 14 § 8)

Vonona hamela tanteraka an-dry zareo i Jehovah raha mibebaka ry zareo (Is 1:18; w24.08 32:6)

Volonondry fotsy eo akaikin’ny lamba mena antitra.

SAINTSAINO IZAO: Nahoana no manampy anao hilamin-tsaina ilay tenin’i Jehovah tamin’ny Israelita, raha nanao fahotana lehibe ianao ka mieritreritra hoe tsy ho voavela mihitsy ny helokao?

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Is 2:2, 3​—Ahoana no nahatanterahin’ilay hoe hisy olona be dia be avy any amin’ny firenena rehetra “hiakatra ho any an-tendrombohitr’i Jehovah.”? (w20.10 43:15)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 8:1 (th 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) ISAN-TRANO. Miresaha hevitra iray ao amin’ny Fanazavana Fanampiny A amin’ny bokikely Tiavo ny Olona. (lmd 3:3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Zavatra hafa no tian’ilay olona horesahina fa tsy ilay foto-kevitra efa nomaninao. (lmd 7:4)

6. Lahateny

(5 min.) w25.02 6:2-3—Foto-kevitra: Inona no Atao hoe Ota? (th 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 38

7. Ataovy Namanao i Jehovah​—Mamela Heloka i Jehovah

(15 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO. Raha azo atao dia mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo ry zareo. Mametraha fanontaniana mifandray amin’ilay video. Anontanio koa ry zareo hoe inona ny lesona nianarany tamin’ilay izy.

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) lff 11:1-4

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 97 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara