Atsika ve afaka ny hankafy fiaignana mandrakizay?
“Ny marina handova ny tany ka honina eo aminy mandrakizay.”—Salamo 37:29, Fandikan-teny Protestanta.
Tarognin’ny Baiboly fa amin’ny hoavy dia:
Ho salama soa aby ny ona.—Isaia 33:24; 35:5, 6.
Hapody amin’ny laoniny ny tontolo iaignana ka hanjary ho paradisa ny tany.—Isaia 35:1, 2; Apokalypsy 11:18.
Lehe te hahafantatsa bebe kokoa, dia tsidiho ny jw.org.
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania