Te hanagna fianakaviana sambatsa ve agnao?
“Samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja ny lahy.”—Efesianina 5:33, Fandikan-teny Protestanta.
Tarognin’ny Baiboly hoe:
Tokony tsa hivadika amin’ny vadiny ny lehilahy na ny ampela manambady.—Matio 19:4-6.
Hahomby ny kilonga mankatò sy magnaja ny ray aman-dreniny.—Efesianina 6:1-3.
Lehe te hahafantatsa bebe kokoa, dia tsidiho ny jw.org.
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania