Vo mahasoa atsika ve ny torohevits’i Jesosy?
“Na inona na inona tianareo hataon’ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy.”—Matio 7:12, Fandikan-teny Protestanta.
Nampianatsa koa i Jesosy hoe:
Tsa hifotagna ny saintsika lehe ny niany madigna ro ifatohantsika fa tsa mihosy loha loatsa amin’ny ampitso.—Matio 6:34.
Tokony mamela ny heloky ny hafa atsika.—Matio 6:14, 15.
Lehe te hahafantatsa bebe kokoa, dia tsidiho ny jw.org.
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania