Ina ro hataon’ny Fanjakan’Andriamagnitsa?
“Tsy hisy ny ratsy fanahy. ... Fa ny mpandefitra no handova ny tany.”—Salamo 37:10, 11, Fandikan-teny Protestanta.
Tarognin’ny Baiboly fa ny Fanjakan’Andriamagnitsa dia:
Fitondrana tena misy agny an-dagnitsa.—Daniela 2:44; 7:14.
Hagnome an’izay rehetra ilaintsika.—Isaia 65:21-23.
Lehe te hahafantatsa bebe kokoa, dia tsidiho ny jw.org
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania