Afaka ny ho velogna ndraika ve ny ona efa maty?
“Ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana ny feony, dia hivoaka izy ireo.”—Jaona 5:28, 29, Fandikatenin’ny Tontolo Vaovao.
Magnome toky antsika ny Baiboly fa:
Hatsangan’Andriamagnitsa reo olon-tiantsika efa maty.—Asan’ny Apostoly 24:15.
Tsa andriny mihitsy ny hamelogna andreo ndraika.—Joba 14:13-15.
Lehe te hahafantatsa bebe kokoa, dia tsidiho ny jw.org.
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania