Eksodosy 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Raha misy lehilahy manadala zazavavy virjiny mbola tsy manana fofombady, ka manao firaisana aminy,+ dia tsy maintsy maka azy ho vady ralehilahy ka mandoa vodiondry.+
16 “Raha misy lehilahy manadala zazavavy virjiny mbola tsy manana fofombady, ka manao firaisana aminy,+ dia tsy maintsy maka azy ho vady ralehilahy ka mandoa vodiondry.+