Genesisy 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nahita azy i Sekema, zanakalahin’i Hamora Hivita+ izay mpiadidy tao amin’ilay tany, dia naka azy ka nametaveta azy.+ Deoteronomia 22:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Raha misy lehilahy mahita zazavavy virjiny mbola tsy fofombadin’olona, ary misambotra azy ka manao firaisana aminy+ ary tratra izy roa,+
2 Ary nahita azy i Sekema, zanakalahin’i Hamora Hivita+ izay mpiadidy tao amin’ilay tany, dia naka azy ka nametaveta azy.+
28 “Raha misy lehilahy mahita zazavavy virjiny mbola tsy fofombadin’olona, ary misambotra azy ka manao firaisana aminy+ ary tratra izy roa,+