Isaia 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 ny peratra, ny kavin’orona,+ Jeremia 2:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Misy virjiny manadino ny firavany ve? Ary misy vehivavy ampakarina manadino ny fehikibony ve? Ny oloko kosa anefa nanadino ahy nandritra ny andro maro tsy hita isa.+ Ezekiela 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia noravahako firavaka ianao, ary nasiako brasele+ ny tananao, ary rojo+ ny vozonao.
32 Misy virjiny manadino ny firavany ve? Ary misy vehivavy ampakarina manadino ny fehikibony ve? Ny oloko kosa anefa nanadino ahy nandritra ny andro maro tsy hita isa.+