FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 106:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nohadinoiny Andriamanitra Mpamonjy azy,+

      Dia Ilay nanao zavatra lehibe tany Ejipta,+

  • Isaia 17:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa efa nanadino+ an’ilay Andriamanitry ny famonjena+ anao ianao, sady tsy nahatsiaro an’ilay Vatolampy+ fiarovana mafy ho anao. Izany no antony nambolenao voly mahafinaritra, ary nisy tsimoka avy amin’ny vahiny koa nambolenao niaraka taminy.

  • Jeremia 13:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Izany no anjaranao avy amiko,+ eny, anjara voarefy ho anao”, hoy i Jehovah, “satria nanadino ahy+ ianao ary lainga no natokisanao.+

  • Jeremia 18:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa nanadino ahy ny oloko+ ka nanolotra setroka ho sorona ho an’ny zavatra tsy misy ilana azy,+ ary nanao izay hanafintohina olona teny amin’ny lalany,+ eny, teny amin’ny lalana fahiny,+ mba handehanan’ireny amin’ny lalambe, dia lalana mikitoantoana,

  • Hosea 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nanomboka nanadino ny Mpanao+ azy ny Israely, ka nanorina tempoly maro.+ Ny Joda kosa nanao tanàna maro be nisy manda.+ Dia handefasako afo ireny tanànany ireny, ka holevonin’ny afo ny tilikambo fonenana isan-tanàna.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara