FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 “‘“Izaho Jehovah no miteny hoe: Izao no hataoko amin’ity vahoaka ratsy fanahy ity,+ izay mivondrona hanohitra ahy: Atỳ amin’ity tany efitra ity no haharipaka tanteraka azy ireo, ary atỳ no hahafatesany.+

  • Josoa 24:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: “Tsy ho vitanareo ny hanompo an’i Jehovah, fa Andriamanitra masina izy,+ sady mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Koa tsy hamela heloka anareo izy raha mikomy sy manota ianareo.+

  • Hebreo 12:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Mitandrema ianareo sao tsy mankatò* an’ilay miteny.+ Fa raha izay tsy nankatò an’ilay nilaza ny fampitandreman’Andriamanitra teto an-tany+ aza tsy afa-nandositra, mainka fa isika! Tsy ho afa-mandositra mihitsy isika, raha tsy mankatò an’ilay miteny avy any an-danitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara