14 Koa izany no nianianako tamin’ny ankohonan’i Ely hoe tsy ho afaka amin’izy ireo ny sazy vokatry ny fahadisoany, mandritra ny fotoana tsy voafetra, na dia misy sorona sy fanatitra atao aza.”+
9 Araka izany, dia hain’i Jehovah afahana amin’ny fitsapana+ ny olona mahafoy tena ho an’Andriamanitra. Hainy koa anefa ny mitahiry ny olona tsy marina ho amin’ny andro fitsarana mba horinganina,+