FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Ireto avy ny didy havoaka amin’ny fitsarana, ka tokony hampahafantarinao ny vahoaka:+

  • Deoteronomia 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ary ankehitriny ry Israely ô, henoy ny fitsipika sy ny didim-pitsarana izay ampianariko anareo, ka mila ankatoavinareo. Henoy izany mba ho velona+ ianareo, ka hiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo anareo, ary haka izany ho fanananareo.

  • Hebreo 8:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa fanompoana ho an’ny besinimaro, izay fanompoana tsara lavitra noho izany kosa no azon’i Jesosy ankehitriny, hany ka mpanelanelana+ amin’ny fifanekena+ tsara kokoa mifanitsy amin’izany izy, dia fifanekena izay naorina ara-dalàna tamin’ny fampanantenana tsara kokoa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara