Deoteronomia 5:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Koa aleo ianao ihany no hankany sy hihaino izay rehetra holazain’i Jehovah Andriamanitsika. Ary ianao no hilaza aminay izay rehetra hambaran’i Jehovah Andriamanitsika aminao,+ dia hohenoinay tokoa izany, ka harahinay.’ Josoa 24:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hoy i Josoa: “Ny tenanareo ihany no ho vavolombelona hiampanga anareo,+ satria sitraponareo ny nifidy ny hanompo an’i Jehovah.”+ Koa namaly ireo hoe: “Vavolombelona izahay.”
27 Koa aleo ianao ihany no hankany sy hihaino izay rehetra holazain’i Jehovah Andriamanitsika. Ary ianao no hilaza aminay izay rehetra hambaran’i Jehovah Andriamanitsika aminao,+ dia hohenoinay tokoa izany, ka harahinay.’
22 Ary hoy i Josoa: “Ny tenanareo ihany no ho vavolombelona hiampanga anareo,+ satria sitraponareo ny nifidy ny hanompo an’i Jehovah.”+ Koa namaly ireo hoe: “Vavolombelona izahay.”