Eksodosy 34:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ireo teny ireo,+ satria araka ireo teny ireo no anaovako fifanekena aminao sy ny Israely.”+ Deoteronomia 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nosoratan’i Mosesy ity lalàna ity,+ ka nomeny ny mpisorona taranak’i Levy,+ mpilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ mbamin’ny anti-panahy rehetran’ny Israely.
27 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ireo teny ireo,+ satria araka ireo teny ireo no anaovako fifanekena aminao sy ny Israely.”+
9 Dia nosoratan’i Mosesy ity lalàna ity,+ ka nomeny ny mpisorona taranak’i Levy,+ mpilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ mbamin’ny anti-panahy rehetran’ny Israely.