FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 24:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nosoratan’i Mosesy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah.+ Ary nifoha maraina izy ka nanorina alitara teo am-pototry ny tendrombohitra, sady nanao tsangambato roa ambin’ny folo mba hoenti-manondro ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely.+

  • Deoteronomia 31:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nosoratan’i Mosesy ity lalàna ity,+ ka nomeny ny mpisorona taranak’i Levy,+ mpilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ mbamin’ny anti-panahy rehetran’ny Israely.

  • Deoteronomia 31:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 rehefa tonga ny Israely rehetra mba hahita ny tavan’i Jehovah+ Andriamanitrareo any amin’ny toerana hofidiny,+ dia hovakinao eo anatrehan’ny Israely rehetra ity lalàna ity.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara